Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2041
II. Ny didin’ny Fiangonana
Ny didin’ny Fiangonana dia nalahatra eo amin’ny soridalana momba ny fiainana ara-môraly mifamatotra amin’ny fiainana ara-litorzia, ary mivelona amin’izany izy. Ny toetra manokana tsy maintsy atao avy amin’ ireo lalàna manan-kery didian’ny …
→
-
2042
II. Ny didin’ny Fiangonana
Ny didy voalohany (“Ny Alahady sy ny andro fety hafa voadidy hohamasinina, tsy maintsy mandray anjara amin’ny Lamesa Masina sy hifady ny asam-panompoana ny mpino”) dia mitaky ny mpino hankamasina ny andro …
→
-
2043
II. Ny didin’ny Fiangonana
Ny didy fahefatra (“Amin’ireo andro fivalozana naraikitry ny Fiangonana, ny mpino dia tsy maintsy mifady hena sy mifehy tena amin’ny fifadian-kanina”) no miantoka ny fotoanan’ny famolahan-tena sy fivalozana izay manomana antsika amin’ny …
→
-
2044
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Ny tsy fivadihan’ny vita batemy no toe-piainana fototra amin’ny fitoriana ny Evanjely sy amin’ny fanirahana ny Fiangonana ho amin’izao tontolo izao . Mba hampiharihary eo anatrehan’ny olona ny herim-pahamarinan’ ny hafa-pamonjena sy …
→
-
2045
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Satria ireo kristianina no rantsambatan’ny Vatana, izay i Kristy no Loha [89] , dia mandray anjara amin’ny fandrafetana ny Fiangonana izy ireo, amin’ny alalan’ny faharetan’ny finoan’izy ireo sy ny fomba fiainana amam-pitondran-tenan’izy …
→
-
2046
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Amin’ny alalan’ny fiainan’izy ireo araka an’i Kristy ny kristianina no manafaingana ny fahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra , dia ny “Fanjakan’ny rariny, ny marina ary ny fiadanana” [91] . Tsy mandao ny asa eto an-tany …
→
-
2047
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
. Ny fiainana ara-môraly dia fanompoam-pivavahana ara-panahy. Amin’ ny litorzia sy amin’ny fankalazana ny sakramenta no ahitan’ny asa amam-pitondran-tena kristianina ny sakafony.
→
-
2048
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
. Ny didin’ny Fiangonana dia mikasika ny fiainana ara-môraly sy ny maha-kristianina, miray amin’ny litorzia, ary amin’izany no ivelomany.
→
-
2049
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Ny Fahefan’ny mpitondra Fiangonana mampianatra momba ny môraly dia mazàna ampiasaina amin’ny katesezy sy amin’ny toriteny, miorina amin’ny Didy folo izay manambara ny fototry ny fiainana ara-môraly sahaza ny olona rehetra.
→
-
2050
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Ny Papa sy ny Eveka rehetra, amin’ny maha-mpampianatra marina azy ireo, no mitory amin’ny Vahoakan’Andriamanitra ny finoana izay tsy maintsy ekena sy ampiharina eo amin’ny fomba fiainana amam-pitondran-tena. Anjaran’izy ireo koa ny …
→
-
2051
III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera
Ny fanomezam-pahasoavana momba ny tsy feteza-mandiso amin’ny Fahefa-mampianatra ananan’ny mpitondra Fiangonana dia manenika ireo singafototra rehetra amin’ny fitambaram-pampianarana, ao anatin’izany ny môraly, izay raha tsy misy an’ireny ny fahamarinana mahavonjy momba ny …
→
-
2052
“Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?”
“Ry Mpampianatra ô, inona no tsara tokony hataoko hahazoana ny fiainana mandrakizay ?” Ny navalin’i Jesoa an’ilay tovolahy izay nametraka io fanontaniana io Taminy aloha, dia ny fanaingàna fa ilaina ny mankato …
→
-
2053
“Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?”
Ny valy faharoa fanampin’io valy voalohany io, dia hoe : “Raha te ho lavorary ianao, mandehana, amidio izay anananao ka omeo ny mahantra ny vidiny, dia hanan-drakitra any an-danitra ianao ; rahefa …
→
-
2054
“Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?”
Noraisin’i Jesoa indray ny didy folo, saingy naharihariny ny herin’ny Fanahy miasa ao amin’ny teny tsirairay. Notorìny ny fahamarinana izay mihoatra noho ny an’ny mpahay lalàna sy ny Farisianina [4] mbamin’ny an’ireo …
→
-
2055
“Ry Mpampianatra ô, inona no tokony hataoko…?”
Raha nametrahana fanontaniana i Jesoa hoe : “Inona no didy lehibe indrindra amin’ny Lalàna ?” (Mt 22,36), dia izao no navaliny : “Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao amin’ny fonao manontolo, amin’ny …
→
-
2056
Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina
Ny teny hoe “Didy folo” dia midika ara-bakiteny hoe “teny folo” (Eks 34,28; Det 4,13; 10,4). Andriamanitra no nanambara tamin’ny vahoakany teo an-tendrombohitra masina, ireo “teny folo” ireo. Tamin’ny Rantsantanany no nanoratany …
→
-
2057
Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina
Ny Didy folo aloha dia fantatra ao amin’ny tontolon’ny Eksaody izay fisehoam-panafahana lehibe nataon’Andriamanitra ho foiben’ny Fanekem-pihavanana Taloha. Na nosoratana ho didy milaza fandavana, fandraràna, na didy milaza fanekena (toy ny hoe …
→
-
2058
Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina
Ny “teny folo” no mamintina sy milaza ampahibemaso ny Lalànan’ Andriamanitra : “Ireo no teny nolazain’ny Tompo taminareo, fony ianareo rehetra niangona teo an-tendrombohitra. Teo afovoan’ny afo, tao anatin’ny rahona sy ny …
→
-
2059
Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina
Ireo “teny folo” no notononin’Andriamanitra teo anivon’ny fisehoany (“Teo an-tendrombohitra, tao afovoan’ny afo, no niteny nifanatrika taminareo ny Tompo” : Det 5,4). Anisan’ny fanambaràna izay nataon’ny Tenan’Izy Andriamanitra sy avy amin’ny voninahiny …
→
-
2060
Ny Didy folo ao amin’ny Soratra Masina
Anisan’ny fanekem-pihavanana namafisin’Andriamanitra tamin’ireo izay azy ny fanomezana ny didy sy ny lalàna. Araka ny bokin’ny Eksaody, ny fanambaràna ny “teny folo” dia nekena teo anelanelan’ny fanolorana ny fanekem-pihavanana [12] sy ny …
→