Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2081
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
Ny Didy folo dia manambara ireo adidy lehibe takìny, ao amin’ny ventin-kevitra raketiny. Kanefa, ny fanekena an’ireo didy ireo dia mitaky koa adidy izay raha ny votoatin’ny maha-adidy azy, dia antonony ihany.
→
-
2082
“Raha tsy Izaho, tsy mahefa na inona na inona ianareo”
Izay andidian’Andriamanitra, dia ataony azo tanterahina amin’ny alalan’ ny fahasoavany.
→
-
2083
« Ho tia ny Tompo Andriamanitrao ianao, amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo »
Nofintinin’i Jesoa amin’ity teny ity ireo adidin’ny olombelona amin’ Andriamanitra : “Ho tia ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo ary amin’ny sainao manontolo ianao” (Mt 22,37) [1] . Io …
→
-
2084
I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy”
Mampahalala ny Tenany Andriamanitra amin’ny fampahatsiahivana ny asany manan-kery tsy misy fetra, feno fahalemem-panahy ary manafaka eo amin’ny tantaran’ilay izay itenenany hoe : “Izaho no nampivoaka anao avy any amin’ny tany Ejipta, …
→
-
2085
I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy”
Manambara ny voninahiny amin’i Israely aloha ilay Andriamanitra tokana sady marina [3] . Mifamatotra amin’ny fanambaràn’Andriamanitra ny fanambaràna ny fiantsoana ny olombelona sy ny fahamarinany. Ny olombelona dia manana ny fiantsoana haneho …
→
-
2086
I. “Hitsaoka ny Tompo Andriamanitrao ianao, ary hanompo Azy”
"Mirakitra ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana ny voalohany amin’ireo didy. Satria, izay miteny hoe Andriamanitra, dia miteny fisiana maharitra, tsy miovaova, mitovy lalandava, tsy mivadika, marina tanteraka tokoa. Koa izany …
→
-
2087
Ny finoana
Amin’ny finoana an’Andriamanitra izay manambara ny fitiavany tamintsika no ahitan’ny fiainantsika ara-môraly ny loharano ipoirany. Lazain’i Md Paoly fa ny “fanekena ny finoana” (Rôm l,5; l6,26) no adidy aman’andraikitra voalohany. Ampahafantariny fa …
→
-
2088
Ny finoana
Ny didy voalohany dia mitaky amintsika ny hamelona sy hiaro amim-pahamalinana sy amim-piambenana ny finoantsika ary hanary izay rehetra mifanohitra amin’izany. Misy karazany samihafa ny fahotana manohitra ny finoana : Ny fisalasalana …
→
-
2089
Ny finoana
Ny tsy fetezana hino, izay fanaovana an-tsirambina ny marina nambara na fandavana an-tsitrapo ny hankato izany. “Ny fampianaran-diso momba ny finoana, izay fandavana arahina di-doha, aorian’ny nandraisana ny Batemy, ny fahamarinana izay …
→
-
2090
Ny fanantenana
Raha nanambara ny Tenany sy niantso ny olombelona aza Andriamanitra, dia tsy afaka hanome valiny manontolo ny fitiavan’Andriamanitra amin’ny herin’ny tenany ihany ny olombelona. Koa tsy maintsy manantena izy fa Andriamanitra no …
→
-
2091
Ny fanantenana
Mahakasika koa ny fahotana manohitra ny fanantenana, ny didy voalohany, dia ny fanarian-toky sy ny fitokian-tena mihoa-pampana : Ny fanarian-toky no mahatonga ny olona tsy manantena intsony ny famonjen’Andriamanitra ny tenany, sy …
→
-
2092
Ny fanantenana
Ny fitokian-tena mihoa-pampana , izay misy karazany roa : Na ny olona miantehitra irery amin’ny herim-pahaizany (amin’ny fanantenana fa ho afaka mamonjy tena tsy misy fanampiana avy any ambony), na izy diso …
→
-
2093
Ny fitiavana
Ny finoana ao anatin’ny fitiavana an’Andriamanitra no ifonosan’ny antso sy ny adidy hamaly fitia an’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fitiavana amin’ny fo madio. Ny didy voalohany no mandidy antsika ho tia an’ Andriamanitra mihoatra …
→
-
2094
Ny fitiavana
Afaka manota amin’ny fitiavana an’Andriamanitra, amin’ny fomba maro samihafa, ny olona. Toy izao avy izany : Ny tsy firaharahana, izany hoe ny manao tsinontsinona ny fitiavan’Andriamanitra na manamaivan-danja izany, hany ka tsy …
→
-
2095
II. “Aminy irery no hivavahanao”
Ny herim-panahy avy amin’Andriamanitra, izay tsy inona fa ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana, no mampahalala sy mamelona ny herim-panahy enti-mitondra tena. Araka izany, ny fitiavana no mahatonga antsika hanolotra amin’Andriamanitra …
→
-
2096
Ny fitsaohana
Amin’ny herim-panahy enti-mivavaka, ny fitsaohana no asa atao voalohany. Ny mitsaoka an’Andriamanitra dia ny manaiky Azy ho Andriamanitra, ho Mpahary sy Mpamonjy, ho Tompo sy Mpandidy an’ izay rehetra misy, ho Fitiavana …
→
-
2097
Ny fitsaohana
Ny mitsaoka an’Andriamanitra dia ny mahalala, ao anatin’ny fanajana sy ny fankatoavana tanteraka, “ny maha-tsinontsinona ny zavaboary” izay tsy misy raha tsy avy amin’Izy Andriamanitra. Ny mitsaoka an’Andriamanitra, dia ny manao tahaka …
→
-
2098
Ny fivavahana
Tanteraka amin’ny fivavahana ny asan’ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana izay baikoin’ny didy voalohany. Ny fanandratana ny fanahy ho amin’Andriamanitra dia fomba iray amin’ny fitsaohantsika an’ Andriamanitra : vavaka fiderana sy …
→
-
2099
Ny sorona
Rariny sy hitsiny ny manolotra sorona amin’Andriamanitra ho famantaram-pitsaohana sy fankasitrahana, fitalahoana sy fiombonana : “Sorona marina tokoa ny asa rehetra atao mba hiraiketana amin’ Andriamanitra ao anatin’ny fiombonana masina sy mba …
→
-
2100
Ny sorona
Mba ho tena izy ny sorona hita maso, dia tsy maintsy ho fanehoana ny sorona ara-panahy : “Fanahy torotoro no sorona atolotro....” (Sal 51,19). Ny mpaminanin’ny Fanekem-pihavanana Taloha dia matetika nanome tsiny …
→