Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1341
“Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy”
Ny didin’i Jesoa mba hamerina ny fihetsiny sy ny teniny “mandra-piveriny” dia tsy mitaky fotsiny ny hahatsiarovana an’i Jesoa sy izay nataony. Ny kendreny dia ny fankalazana litorzika, amin’ny alalan’ny apôstôly sy …
→
-
1342
“Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy”
Hatrany am-piandohana ny Fiangonana no tsy nivadika tamin’ny baikon’ny Tompo. Izao no voalaza ny amin’ny Fiangonan’i Jerosalema : Nazoto izy ireo tamin’ny fampianaran’ny apôstôly, naharitra tamin’ny fiombonana maha-mpiray tam-po ara-pinoana, tamin’ny famakiana …
→
-
1343
“Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy”
“Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro” indrindra, izany hoe andro alahady, andron’ny nitsanganan’ i Jesoa ho velona, no nivorian’ ny kristianina “mba hamaky ny mofo” (Asa 20,7). Nanomboka tamin’izany fotoana izany ka hatramin’izao …
→
-
1344
“Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy”
Arak’izany, ny Vahoakan’Andriamanitra ety am-pivahiniana, amin’ny fankalazana mifandimby, anambaràna ny misterin’ny Pakan’i Jesoa “mandra-piaviny” (1 Kôr 11,26), dia “mandroso amin’ny vavahady ety ny Hazofijaliana” [30] , mankany amin’ny fanasam-be any an-danitra, fa …
→
-
1345
Ny lamesan’ny taonjato nifandimby
Hatrany amin’ny taonjato faharoa, no nananantsika ny soratra vavolombelon’i Md Justin le Martyr ny amin’ireo soritsoritra vaventy amin’ny fizotran’ny fankalazana ny Eokaristia. Maharitra tsy niova amin’ny maha-izy azy ireo soritsoritra ireo hatramin’izao …
→
-
1346
Ny lamesan’ny taonjato nifandimby
Ny litorzian’ny Eokaristia dia mizotra araka ny rafitra fototra izay voatahiry nandritry ny taonjato maro hatramin’ny androntsika izao. Mivelatra ho fizaram-potoana anankiroa lehibe izy, nefa mirafitra ho tokana ihany ny votoatiny : …
→
-
1347
Ny lamesan’ny taonjato nifandimby
Moa tsy io ihany no fizotran’ny sakafon’ny Pakan’i Jesoa nitsangan-ko velona niarahany tamin’ny mpianany ? Niaraka teny an-dalana sy nanazava ny Soratra Masina tamin’izy ireo Izy, avy eo, nony nipetraka hiara-misakafo tamin’izy …
→
-
1348
Ny fizotran’ny fankalazana
Mivory izy rehetra . Midodododo mankeo amin’ny toerana iray ny kristianina hamonjy ny fiaraha-miangona amin’ny Eokaristia. Ny Tenan’ i Kristy mihitsy no Loha mitarika, izay Izy no mpanao voalohany indrindra ny Eokaristia. …
→
-
1349
Ny fizotran’ny fankalazana
Ny litorzian’ny Teny dia misy “ny bokin’ny mpaminany”, izany hoe ny Testamenta Taloha, sy “ny tahirim-pampianaran’ny apôstôly”, izany hoe ny Taratasin’izy ireo sy ireo Evanjely ; aorian’ny toriteny izay fampirisihana handray izany …
→
-
1350
Ny fizotran’ny fankalazana
Ny fanolorana ny fanatitra (fanolorana) : entina amin’izay, indraindray entina amim-pilaharana, eo amin’ny ôtely ny mofo sy ny divay izay ho atolotry ny Pretra amin’ny anaran’i Kristy ao amin’ny sorona Eokaristika, izay …
→
-
1351
Ny fizotran’ny fankalazana
Hatrany am-piandohana, ny kristianina no manolotra, miaraka amin’ny mofo sy ny divay ho an’ny Eokaristia, ny fanomezan’izy ireo mba hozaraina amin’ireo izay ao anatin’ny tsy fahampiana. Ity fomba fanangonana (rakitra) [38] ity, …
→
-
1352
Ny fizotran’ny fankalazana
Ny vavaka fisaorana : amin’ny vavaka Eokaristika, vavaka fisaorana sy fankamasinana, no tonga eo amin’ny ivo sy tampon’ny fankalazana isika: Amin’ny prefasy ny Fiangonana no misaotra ny Ray, amin’ny alalan’i Kristy, ao …
→
-
1353
Ny fizotran’ny fankalazana
Amin’ny epikilezy, mangataka amin’ny Ray ny Fiangonana handrotsaka ny Fanahiny Masina (na ny herin’ny tsodranony [41] ) eo amin’ny mofo sy ny divay, mba ho zary Vatana sy Ran’i Jesoa-Kristy ireo, amin’ny …
→
-
1354
Ny fizotran’ny fankalazana
Manaraka izany, amin’ny anaminezy , mahatsiaro ny fijalian’i Jesoa-Kristy, ny fitsanganany ho velona ary ny fiverenany amim-boninahitra ny Fiangonana ; atolony amin’ny Ray ny fanatitry ny Zanany izay mampihavana antsika Aminy indray. …
→
-
1355
Ny fizotran’ny fankalazana
Amin’ny kômonio , ialohavan’ny vavaky ny Tompo sy ny famakiana ny mofo, mandray ny “mofon’ny lanitra” sy “ny kalisim-pamonjena” ny mpino, dia ny Vatana sy ny Ran’i Kristy, izay nanolo-tena “ho fiainan’ …
→
-
1356
V. Ny sorona ara-tsakramenta : fisaorana, tsangambato fahatsiarovana, fisiana maha-eo
Raha mankalaza ny Eokaristia hatrany am-piandohana ny kristianina, sy amin’ny endrika izay tsy niova, tao anatin’ny fisia-maha-izy azy, teo am-pamakivakiana ny faha-samihafa lehibe ny taona sy ny litorzia dia satria fantatsika fa …
→
-
1357
V. Ny sorona ara-tsakramenta : fisaorana, tsangambato fahatsiarovana, fisiana maha-eo
Ity baikon’ny Tompo ity, dia tanterahintsika amin’ny fankalazana ny tsangambato fahatsiarovana ny sorona natolony . Izany no atao dia ny anolorantsika amin’ny Ray izay ny Tenan’Izy ihany no nanome azy antsika : …
→
-
1358
V. Ny sorona ara-tsakramenta : fisaorana, tsangambato fahatsiarovana, fisiana maha-eo
Noho izany, tsy maintsy hodinihintsika ny Eokaristia : - amin’ny maha-fisaorana sy fiderana ny Ray azy ; - amin’ny maha-tsangambato fahatsiarovana ny soron’i Kristy sy ny Vatany azy ; - amin’ny fisiana …
→
-
1359
Ny fisaorana sy ny fiderana ny Ray
Ny Eokaristia, sakramentam-pamonjena antsika notanterahin’i Kristy teo amin’ny Hazofijaliana, dia sorom-piderana amin’ny fisaorana noho ny asa fahariana koa. Amin’ny sorona Eokaristika, ny zavaboary manontolo tian’Andriamanitra dia natolotra ny Ray tamin’ny alalan’ny fahafatesan’i …
→
-
1360
Ny fisaorana sy ny fiderana ny Ray
Sorom-pisaorana ny Ray ny Eokaristia, fisaorana izay anehoan’ny Fiangonana ny fankasitrahany an’Andriamanitra noho ny soa rehetra avy Aminy, noho izay rehetra notanterahiny tamin’ny alalan’ny fahariana, ny fanavotana, ary ny fanamasinana. Ny Eokaristia …
→