Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1381
Ny fisiana maha-eo an’i Kristy amin’ny alalan’ny herin’ny Teniny sy ny Fanahy Masina
“Ny fisian’ny Vatana marin’i Kristy sy ny Ra marin’i Kristy amin’ity sakramenta ity, dia "tsy amin’ny fandrenesana velively no ahafatarana izany, hoy i Md Thomas, fa amin’ny alalan’ny finoana irery , izay …
→
-
1382
VI. Ny fanasam-be momba ny Paka
Ny lamesa dia sady tsangambato fahatsiarovana ny sorona izay ao amin’izany no hitohizan’ny sorona teo amin’ny Hazofijaliana, sy ny fanasam-be masin’ny fiombonana amin’ny Vatana sy amin’ny Ran’ny Tompo ; tsy azo sarahina …
→
-
1383
VI. Ny fanasam-be momba ny Paka
Ny ôtely , izay manodidina izany ny Fiangonana no miara-miangona amin’ny fankalazana ny Eokaristia, dia maneho ireo endrika roa an’ny mistery iray ihany : ny ôtelin-tsorona sy ny latabatry ny Tompo, sady …
→
-
1384
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Miangavy antsika amin’ny fanasana maika ny Tompo mba handray Azy amin’ny sakramentan’ny Eokaristia: “Lazaiko marina dia marina aminareo fa raha tsy mihinana ny Nofon’ny Zanak’olona ianareo sy tsy misotro ny Rany, dia …
→
-
1385
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Mba hamaliana io fanasana io, dia tsy maintsy miomana isika amin’izany fotoan-dehibe tokoa sy masina indrindra izany. Mamporisika antsika handinin-tena i Md Paoly : “Na zovy na zovy mihinana ity mofo ity …
→
-
1386
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Eo anatrehan’ny fiambonian’ity sakramenta ity, ny mpino dia tsy afa-manao na inona na inona afa-tsy ny mamerina amim-panetren-tena sy miaraka amin’ny finoana mirehidrehitra ny tenin’ilay Tomponjato [74] hoe : “ Domine, non …
→
-
1387
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Mba hiomanana amin’ny fomba mendrika handray ity sakramenta ity, ny mpino dia hitandrina ny fifadian-kanina voadidy ao amin’ny Fiangonan’izy ireo [77] . Ny fihetsika aseho (fihetsiky ny tena, fitafiana) no haneho ny …
→
-
1388
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Mifanaraka amin’ny hevitra raketin’ny Eokaristia rahateo, ireo mpino, raha manana ny toe-panahy ilaina, mandray kômonio rahefa mandray anjara amin’ny lamesa izy ireo [78] : “Hafarana mafy ny mpino mba handray anjara amin’ny …
→
-
1389
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Didian’ny Fiangonana ny mpino handray anjara amin’ny litorzia masina, ny alahady sy ny andro fety [80] ary handray ny Eokaristia fara fahakeliny indray maka isan-taona, ary raha azo atao, amin’ny fotoanan’ny Paka …
→
-
1390
“Samia mandray sy mihinana amin’ity ianareo rehetra” : ny kômonio
Noho ny fisiana maha-eo ara-tsakramenta an’i Kristy, amin’ny iray amin’ireo endrika, ny fandraisana kômonio amin’ny endriky ny mofo ihany dia ahafahana mandray ny vokatra manontolo ny fahasoavan’ny Eokaristia. Noho ny antony ara-pastôraly, …
→
-
1391
Ny vokatry ny kômonio
Mampitombo mafy ny firaisantsika amin’i Kristy ny kômonio . Ny mandray ny Eokaristia amin’ny kômonio, no mampamokatra be ny firaisana lalina amin’i Kristy Jesoa. Satria hoy ny Tompo : “Izay mihinana ny …
→
-
1392
Ny vokatry ny kômonio
Tahaka ny hamokaran’ny ventin-tsakafo eo amin’ny fiainantsika ara-batana, no hanatanterahan’ny kômonio izany amin’ny fomba mahagaga ao amin’ny fiainantsika ara-panahy. Ny fiombonana amin’ny Nofon’i Kristy nitsangan-ko velona, “velomin’ny Fanahy Masina sy mamelon’aina” [84] …
→
-
1393
Ny vokatry ny kômonio
Ny kômonio manasaraka antsika amin’ny fahotana . Ny Vatan’i Kristy izay raisintsika amin’ny kômonio dia “natolotra ho antsika”, ary ny Ra izay sotrointsika dia “nalatsaka ho an’ny be sy ny maro ho …
→
-
1394
Ny vokatry ny kômonio
Tahaka ny sakafom-batana ilaina mba hamerina ny fahaverezan-kery, dia toy izany koa, ny Eokaristia no manamafy ny fifankatiavana izay mitady hihaosa, eo amin’ny fiainana andavanandro ; ary izany fifankatiavana mamelon’aina izany no …
→
-
1395
Ny vokatry ny kômonio
Amin’izany fifankatiavana izany ihany izay ampirehetiny ao amintsika no iarovan’ny Eokaristia antsika amin’ny fahotana mahafaty ho avy. Arakaraka ny andraisantsika anjara amin’ny fiainan’i Kristy sy arakaraka ny androsoantsika amin’ny fisakaizana Aminy, no …
→
-
1396
Ny vokatry ny kômonio
Ny maha-iray ny Vatana mistika : maha-Fiangonana ny Eokaristia . Ireo izay mandray ny Eokaristia dia miray bebe kokoa amin’i Kristy. Amin’ izany koa, i Kristy no mampiray azy ireo amin’ny mpino …
→
-
1397
Ny vokatry ny kômonio
Miteraka adidy aman’andraikitra manoloana ny mahantra ny Eokaristia . Mba handraisana amim-pahamarinana ny Vatana aman-dRan’i Kristy natolotra ho antsika, tsy maintsy mamantatra an’i Kristy eo amin’ireny mahantra indrindra rahalahiny ireny isika [91] …
→
-
1398
Ny vokatry ny kômonio
Ny Eokaristia sy ny firaisan’ny kristianina . Manoloana ny halehiben’izany mistery izany, loa-bava i Md Augustin hoe : “ Ry sakramentan’ny fitiavam-bavaka ô ! Ry famantarana ny firaisana ô ! ry fehin’ny …
→
-
1399
Ny vokatry ny kômonio
Ny Fiangonana tatsinanana izay tsy dia miombona tanteraka amin’ny Fiangonana katôlika dia mankalaza ny Eokaristia amim-pitiavana lehibe tokoa. “Ireny Fiangonana ireny, na dia tafasaraka aza, dia manana sakramenta marina tokoa, - indrindra …
→
-
1400
Ny vokatry ny kômonio
Ny vondrom-piangonana nipoitra avy amin’ny Fanavaozana, tafasaraka tamin’ny Fiangonana katôlika, “indrindra noho ny tsy fisian’ny sakramentan’ny Filaharana, dia tsy mitahiry ny fisia-maha-izy manokana sy manontolo ny mistery Eokaristika” [96] . Noho izany …
→