Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1461
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Satria nankinin’i Kristy tamin’ireo apôstôliny ny andraiki-panompoana amin’ny fampihavanana [63] , noho izany, ireo Eveka dimbin’izy ireo, sy ny Pretra mpiara-miasa amin’ny Eveka no manohy ny fampiasana io andraiki-panompoana io. Araka izany, …
→
-
1462
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Mampihavana amin’Andriamanitra ny famelana ny fahotana, nefa koa mampihavana amin’ny Fiangonana. Noho izany, rariny ny fiheverana hatramin’ny ela, ny Eveka, filoha hita maso eo amin’ny Fiangonana eo an-toerana, ho manana voalohany indrindra …
→
-
1463
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Misy ny fahotana sasany, indrindra ny heloka bevava, ampiharana ny sazy fanesorana tsy hanana anjara amin’ny Fiangonana, ilay famaizany amin’ny fomba henjana tokoa, izay misakana ny fandraisana sakramenta sy ny fanaovana asa …
→
-
1464
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Tokony hamporisika ny mpino ny Pretra handray ny sakramentan’ny Fivalozana ary tokony hampiseho fahavononana hankalaza io sakramenta io izy ireo isaky ny mangataka izany amin’ny fomba ara-drariny ny kristianina [69] .
→
-
1465
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Amin’ny fankalazana ny sakramentan’ny Fivalozana, dia tanterahin’ny Pretra ny andraiki-panompoan’ilay Mpiandry ondry Tsara izay mitady ny ondry very, ny an’ilay Samaritanina Tsara fanahy izay mitsabo ny fery, ny an’ilay Ray miandry ny …
→
-
1466
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Tsy tompony ny mpampikônfesy fa mpanompo ny famelan-keloka avy amin’Andriamanitra. Mila miray saina sy miray fo amin’i Kristy ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity [70] . Mila manana fahalalana voasedra momba ny …
→
-
1467
VIII. Ny mpandraharaha masina amin’ity sakramenta ity
Amin’ny mahasaro-pady sy mahalehibe ity andraiki-panompoana ity sy ho fanajana atao amin’ny olona, dia ambaran’ny Fiangonana fa ny Pretra rehetra izay mampikônfesy dia voadidy tsy hamoaka ny tsiambaratelo rehetra mikasika ny fahotana …
→
-
1468
IX.Ny vokatr’ity sakramenta ity
“Ny vokatra rehetra amin’ny Fivalozana dia mifototra amin’ny fanarenana antsika ho ao anatin’ny fahasoavan’Andriamanitra sy amin’ny fampiraisana antsika Aminy ao anatin’ny fihavanana tsara tokoa” [72] . Ny fampihavanana amin’Andriamanitra izany, no tarigetra …
→
-
1469
IX.Ny vokatr’ity sakramenta ity
Mampihavana antsika amin’ny Fiangonana ity sakramenta ity. Ny fahotana no manambanga na manapaka ny fiombonana maha-mpiray tam-po ara-pinoana. Ny sakramentan’ny Fivalozana no manonitra izany na manarina izany. Amin’io lafiny io, tsy manasitrana …
→
-
1470
IX.Ny vokatr’ity sakramenta ity
Amin’ity sakramenta ity, ny fametrahan’ny mpanota ny tenany amin’ny fitsaràna be indrafon’Andriamanitra, dia manatanteraka mialoha , amin’ ny fomba azo antoka, ny fitsaràna izay hihatra aminy amin’ny faran’ity fiainana eto an-tany ity. …
→
-
1471
X. Ny endolzansy
Ny fitambaram-pampianarana sy ny fampiasana ny endolzansy ao amin’ny Fiangonana dia mifamatotra mafy amin’ny vokatry ny sakramentan’ny Fivalozana. “Ny endolzansy dia ny famelana eo anatrehan’Andriamanitra ny sazy misy fetra vokatry ny fahotana …
→
-
1472
Ny sazy noho ny fahotana
Mba hahazoana ity fitambaram-pampianarana ity sy ity fanaon’ny Fiangonana ity, tsy maintsy fantarina fa manana vokatra roa sosona ny fahotana. Ny fahotana lehibe no manafoana ao amintsika ny fiombonana amin’Andriamanitra, ary amin’izany …
→
-
1473
Ny sazy noho ny fahotana
Ny famelana ny fahotana sy ny famerenana ny fiombonana amin’Andriamanitra no mitarika ny famelana ny sazy mandrakizay vokatry ny fahotana. Saingy mitoetra ihany ny sazy misy fetra vokatry ny fahotana. Tsy maintsy …
→
-
1474
Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina
Tsy manirery tsy akory ny kristianina izay miezaka hihamadio amin’ny fahotany sy hihamasina miaraka amin’ny fanampian’ny fahasoavan’Andriamanitra. “Ny fiainan’ny tsirairay amin’ny zanak’Andriamanitra dia mifamatotra amin’ny fomba mampitolagaga, ao amin’i Kristy sy amin’ny …
→
-
1475
Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina
Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina, “misy àry eo amin’ny samy mpino – ireo izay manana ny tanindrazana any an-danitra, ireo izay voaray hanonitra ao amin’ny afofandiovana na ireo izay mbola mivahiny eto an-tany …
→
-
1476
Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina
Ireny harem-panahy amin’ny fiombonan’ny olomasina ireny, antsointsika koa hoe raki-tsarobidin’ny Fiangonana , “izay tsy hoe fitambaran-karena tsy akory, araka izany ka hoe harena mivaingana, nangonina nandritra ny taonjato nifandimby, fa ny vidy …
→
-
1477
Ao amin’ny fiombonan’ny olomasina
“Anisan’izany raki-tsarobidy izany koa ny valisoa tena tsy hita noanoa, tsy hita fetra sy vaovao lalandava, eo amin’Andriamanitra, ananan’ny vavaka sy ny asa soa ataon’i Maria Virjiny sambatra sy ny olomasina rehetra …
→
-
1478
Mahazo ny endolzansin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fiangonana
Ny endolzansy dia azo amin’ny alalan’ny Fiangonana, izay noho ny fahefana mamehy sy mamaha nomen’i Kristy Jesoa azy, dia izy no manelanelana ho amin’ny tombon-tsoan’ny kristianina iray sy manokatra ho azy ny …
→
-
1479
Mahazo ny endolzansin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Fiangonana
Satria ireo mpino nodimandry eo an-dalam-pandiovana dia anisan’io fiombonan’ ny olomasina io ihany koa, ka afaka manampy azy ireo isika, singanina amin’ izany ny fahazoana ho azy ireo ny endolzansy, hany ka …
→
-
1480
XI. Ny fankalazana amin’ny sakramentan’ny Fivalozana
Toy ny sakramenta rehetra, ny Fivalozana dia asa litorzika. Toy izao avy araka ny mahazatra ny singafototry ny fankalazana : fiarahabana sy tsodranon’ny Pretra, famakiana ny Tenin’Andriamanitra mba hanazava ny kônsiansy sy …
→