Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2426 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny fampandrosoana ireo raharaham-piharian-karena sy ny fampitomboana ny vokatra dia natokana hanampy ny filan’ny olombelona. Ny fiainana ara-piharian-karena dia tsy mikendry fotsiny hampitombo ny zavatra vokarina sy hampitombo ny tombon-tsoa na ny …
  2. 2427 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Miaraka avy hatrany tamin’ny nahariana ny olombelona mitovy endrika amin’Andriamanitra ny asan’ny olombelona , ary voantso izy ireo hanohy ny tsanganasa fahariana amin’ny fizakana ny tany, ny tsirairay miaraka amin’ny hafa sy …
  3. 2428 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Amin’ny asa ny olona no mampiasa sy manatanteraka ny anjara herim-pahazoana amam-pahaizana voa-Janahary naraikitra ao aminy. Ny fototry ny hasarobidin’ny asa dia ny tenan’ny olona ihany, fa izy no mpanao sy iantefany. …
  4. 2429 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Samy manana zo hamorona fiharian-karena , sy hampiasa ara-dalàna ny talentany ny tsirairay, mba handraisany anjara amin’ny habetsahan’ny tombon-tsoa ho an’ny rehetra, sy mba hiotazany ny vokatra ara-drariny ny ezaka nataony. Hitandrina …
  5. 2430 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny fiainana ara-piharian-karena dia miampanga ny tombon-tsoa samihafa tadiaviny, izay matetika mifanohitra izy ireo samy izy ireo. Mazava amin’izany ny fipoitran’ny fifanoherana izay mampibaribary ny fiainana ara-piharian-karena [31] . Hezahina ny hampihena …
  6. 2431 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny andraikitry ny Fanjakana . “Ny raharaham-piharian-karena, indrindra ny fifanakalozana ara-barotra, dia tsy afaka hivelatra ao anatin’ny fahabangana amin’ny lalàna sy fitsaràna ary fitondrana. Takìn’izany ny hahamafy orina ny fiantohana ny fahafahan’ny …
  7. 2432 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ireo tompon’andraikitra ny orinasa no mampiseho eo anatrehan’ny fiaraha-monina ny andraikiny ara-toe-karena sy ara-tontolo iainana amin’ ny vokatry ny asan’izy ireo [33] . Tsy maintsy mandinika ny soa hoan’ny olona izy ireo …
  8. 2433 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny fananana anton’asa sy antom-pivelomana dia tokony hisokatra ho an’ ny rehetra tsy asiana fanavakavahana tsy ara-drariny, lehilahy sy vehivavy, tomady sy kilemaina, tompon-tany sy vahiny [34] . Arakaraka ny toe-java- miseho, …
  9. 2434 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Ny karama ara-drariny no vokatry ny asa ara-dalàna. Ny mandà izany na ny mitana izany dia mety ho anisan’ny tsy fahamarinana lehibe [36] . Mba hanombanana ny karama marina, tsy maintsy heverina …
  10. 2435 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Rariny sy hitsiny ara-pitsipi-pitondran-tena ny fitokonana raha toa ka io no fangataham-bonjy tsy azo ialana, raha tsy hoe ilaina mihitsy aza, ho amin’ny tombon-tsoa mifandanja. Manjary tsy azo ekena ara-pitsipi-pitondran-tena izy rahefa …
  11. 2436 IV. Ny raharaham-piharian-karena sy ny fahamarinana ara-piaraha-monina Tsy rariny ny tsy mandoa ny latsakemboka naraikitry ny manam-pahefana ara-dalàna haloa amin’ny sampan-draharaha misahana ny fanampiana ara-tsôsialy. Ny fanesorana amin’ny asa noho ny tsy fisian’asa dia saika mandrakariva, ho an’izay iharan’izany, …
  12. 2437 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny tsy fitovian’ny loharanon-karena sy ny fitaovam-pihariana dia mampisy “hantsana” marina tokoa eo amin’ ny samy firenena [39] . Etsy an-daniny, misy ireo manam-be sy manitatra ny fomba …
  13. 2438 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ankehitriny, antony maro samihafa ara-pivavahana, ara-pôlitika, ara-piharian-karena ary ara-bola, no mahatonga “ny olana ara-piaraha-monina mahahenika ny tany tontolo” [40] . Koa ilaina ny firaisan-kina eo amin’ny samy firenena izay efa manana pôlitika …
  14. 2439 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ireo firenena manankarena dia manana andraikitra lehibe ara-môraly amin’ireo izay tsy afaka miantoka, raha amin’ny herin’ny tenan’izy ireo ihany, ny fitaovana hampandroso azy ireo, na voasakan’ny toe-javatra mahatsiravina teo amin’ny tantara. Adidim-piraisan-kina …
  15. 2440 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ny fanampiana mivantana no anisan’ny valy sahaza ny filana eo no ho eo avy hatrany, tsy araka ny fanao mahazatra, ohatra, vokatry ny loza voa-Janahary, ny valanaretina, sns.. Kanefa tsy ampy izany …
  16. 2441 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Ny mampitombo ny fahalalana an’Andriamanitra sy ny fahalalana ny tena ihany no tena fototr’izay rehetra fampandrosoana feno ny fitambaran’ny olombelona rehetra . Io fampandrosoana io no mampitombo ireo harena ara-pitaovana sy ny …
  17. 2442 V. Fahamarinana sy firaisan-kina eo amin’ny samy firenena Tsy anjaran’ny mpitondra Fiangonana ny mirotsaka mivantana amin’ny fananganana fitondram-panjakana sy amin’ny fandaminana ny fiainam-piaraha-monina. Anjara lahasa amin’ny fiantsoana ny mpino lahika izany, amin’ny fampiasany ny toe-tsaina manombo-javatra avy aminy, iarahany amin’ny …
  18. 2443 VI. Ny fitiavana ny mahantra Midera ireo izay manampy ny mahantra Andriamanitra ary manome tsiny ireo izay mihodina tsy hanao izany : “Omeo izay mangataka aminao ; aza omena lamosina izay te hisambotra aminao” (Mt 5,42). “Nahazo …
  19. 2444 VI. Ny fitiavana ny mahantra “Anisan’ny lovam-panahy tsy miova ny fitiavan’ny Fiangonana ny mahantra (…)” [50] . Avy amin’ny Evanjelin’ny hasambarana [51] , avy amin’ny fahantran’i Jesoa [52] ary avy amin’ny fikarakarany ny mahantra no nanovozana an’izany …
  20. 2445 VI. Ny fitiavana ny mahantra Tsy afa-miaraka amin’ny fitiavan-karena tafahoatra na fampiasana azy ireny amin’ny fitiavan-tena tafahoatra, ny fitiavana ny mahantra : Anareo mpanankarena kosa indray izao ! Mitomanìa ianareo, migogogogoa amin’ny loza izay hidona aminareo. Ny …