Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
2586
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny Salamo no mamelona sy maneho ny vavaky ny Vahoakan’ Andriamanitra miangona, amin’ny andro fety lehibe any Jerosalema ary isaky ny sabata ao amin’ny sinagôga. Misy lafiny roa tsy azo sarahina izany …
→
-
2587
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny amboaran-tSalamo no boky izay ao ny Tenin’Andriamanitra no tonga vavaky ny olombelona. Ao amin’ireo boky hafan’ny Testamenta Taloha ny teny no “manambara ny tsanganasan’(Andriamanitra ho an’ny olombelona) ary mampahita ny mistery …
→
-
2588
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny fanehoan’endrika maro amin’ny vavaka Salamo dia sady maka endrika ao amin’ny litorzian’ny Tempoly no ao am-pon’ny olombelona. Na antsa no atao, na vavaka noho ny fahoriana, na vavaka fisaorana, na fitalahoan’olon-drery …
→
-
2589
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Toetra maharitra no maninteraka ny Salamo : ny fahatsoran’ny vavaka sy ny fanaovana izany, izay nipoitra ho azy avy ao am-po, ny faniriana an’ Andriamanitra rahateo amin’ny alalan’ny tsara rehetra amin’ny zavaboariny …
→
-
2590
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
“ Ny fivavahana dia fanondrotana ny fanahy any amin’Andriamanitra na fangatahana amin’Andriamanitra ny soa rehetra sahaza ” [51] .
→
-
2591
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Tsy sasatra Andriamanitra miantso ny olona tsirairay mba hihaona Aminy amin’ny fomba mifono mistery. Mifanindran-dalana amin’ny tantaram-pamonjena manontolo ny fivavahana, tahaka ny antso ifamalian’ Andriamanitra sy ny olombelona .
→
-
2592
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny fivavahan’i Abrahama sy Jakôba dia miseho toy ny tolona atao amim-pinoana ao anatin’ny fitokiana ny tsy fivadihan’Andriamanitra sy ao anatin’ ny fahazoana antoka ny fandresena nampanantenaina vokatry ny fitozoana .
→
-
2593
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Mifanaraka amin’ny firotsahana mialoha ataon’ilay Andriamanitra velona ho amin’ny famonjena ny vahoaka ny fivavahan’i Môizy. Manambara mialoha ny vavaka fitalahoan’i Kristy Jesoa hany mpanalalana izany .
→
-
2594
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny fivavahan’ny Vahoakan’Andriamanitra dia nivelatra teo ambany fialofan’ny fonenan’Andriamanitra, izay tsy inona fa ny fiaran’ny fanekena sy ny Tempoly, sy teo ambany fitarihan’ireo mpiandry ondry, indrindra i Davida mpanjaka sy ireo mpaminany …
→
-
2595
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Miantso ho amin’ny fibebahan’ny fo ireo mpaminany, ary amin’ny fitadiavana amin-kafanam-po ny endrik’Andriamanitra, tahaka ny nataon’i Elia, no italahoan’izy ireo ho an’ny vahoaka .
→
-
2596
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny Salamo no sangan’asan’ny fivavahana ao amin’ny Testamenta Taloha. Misy zava-droa loha tsy azo sarahina mandrafitra azy ireny : an’olon-drery sy iombonana. Manenika ny ambaiday manontolo ny tantara ny Salamo, amin’ny fankalazana …
→
-
2597
Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Ny salamo, noho izy atao vavaka sy tanterahina ao amin’i Kristy, dia singafototra tena ilaina sy maharitra iankinan’ny fivavahan’ny Fiangonany. Natao ho sahaza ny sarangan’olona rehetra sy amin’ny fotoana rehetra izy ireny …
→
-
2598
Ao amin’ny hafenoan’ny fotoana
Ny fitaintainana amin’ny fivavahana no nabaribary manontolo amintsika tao amin’ny Teny izay tonga nofo sy niara-monina amintsika. Ny miezaka hahatakatra an-tsaina ny fivavahany, amin’ny alalan’izay ambaran’ireo vavolombelony antsika ao amin’ny Evanjely, dia …
→
-
2599
Mivavaka i Jesoa
Nianatra nivavaka araka ny fony maha-olombelona Azy ny Zanak’ Andriamanitra nanjary Zanak’ilay Virjiny. Tamin-dreniny izay nitahiry sy nandinika tao am-pony ny “zava-dehibe” rehetra nataon’ilay Mahefa ny zavatra rehetra no nianarany ny rijan-teny …
→
-
2600
Mivavaka i Jesoa
Ny Evanjely araka an’i Md Lioka dia manantitrantitra ny asan’ny Fanahy Masina sy ny hevitra raketin’ny fivavahana teo amin’ny raharaham-pamonjen’i Kristy. Nivavaka i Jesoa talohan’ireo fotoan-dehibe nanamarika ny fanirahana Azy : talohan’ny …
→
-
2601
Mivavaka i Jesoa
“Indray andro, nivavaka tao amin’ny fitoerana anankiray i Jesoa. Nony nitsahatra Izy, dia hoy ny mpianany anankiray Taminy : Tompo ô, mba ampianaro mivavaka izahay” (Lk 11,1). Moa ve tsy tamin’ny fibanjinana …
→
-
2602
Mivavaka i Jesoa
Matetika i Jesoa no nihataka tany amin’ny toera-mangina , tany an-tendrombohitra, indrindra indrindra tamin’ny alina, mba hivavaka [59] . Nitondra ny olombelona tamin’ny fivavahany Izy, satria Izy rahateo moa dia nizaka tao …
→
-
2603
Mivavaka i Jesoa
Vavaka anankiroa miharihary tokoa, avy amin’i Kristy, nandritra ny raharaham-pamonjeny, no notanan’ireo mpanoratra ny evanjely. Ary samy manomboka amin’ny fisaorana avokoa izy ireo. Ao amin’ilay voalohany [62] , manambara ampahibemaso ny Ray …
→
-
2604
Mivavaka i Jesoa
Ny vavaka faharoa no notaterin’i Md Joany [64] talohan’ny fananganana an’i Lazara ho velona. Mialoha ny zava-miseho ny fisaorana : “Misaotra Anao Aho, Raiko, satria efa nihaino Ahy Ianao”, izay midika hoe …
→
-
2605
Mivavaka i Jesoa
Rahefa tonga ny Ora izay nanatanterahan’i Jesoa ny fandaharam-pitiavan’ny Ray, dia navelany ho azoazo vinany ny halalina tsy taka-polopolorin’ny fivavahan-janaka nataony, tsy talohan’ny nanolorany tena an-kalalahana fotsiny (“ Aba ... tsy sitrapoko, …
→