Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 2746 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Nony tonga ny Oran’i Jesoa, dia nivavaka tamin’ny Ray Izy [37] . Ny fivavahany, izay lava indrindra nampitain’ny Evanjely, dia mahafaoka ny fitantanana manontolo ny fahariana sy ny famonjena, toy ny fahafatesany …
  2. 2747 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Ara-drariny no iantsoan’ny lovam-panahy kristianina ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa hoe vavaka maha-“mpisorona” Azy. An’ny Mpisorombentsika izany, tsy azo sarahina amin’ny fanoloran-tenany ho Sorona, amin’ny “fandalovany mamakivavaky” (Paka) mankany amin’ny Ray izay …
  3. 2748 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Ao amin’io vavaka Paka sy ara-tSorona io, no “namondronana” ny zava-drehetra ao amin’i Jesoa [39] : Andriamanitra sy izao tontolo izao, ny Teny sy ny nofo, ny fiainana mandrakizay sy ny fotoana, …
  4. 2749 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Nahatontosa manontolo ny tsanganasan’ny Ray i Jesoa, hany ka mahahenika hatramin’ny fahataperan’ny fotoana ny fivavahany, tahaka ny Fanoloran-tenany ho sorona. Nameno ireo fotoana farany ny vavaka tamin’ny Ora ary nitondra ireo mankamin’ny …
  5. 2750 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Raha miditra amin’ny Anara-masin’i Jesoa Tompo isika no afaka mandray, avy ao anaty, ny vavaka nampianariny antsika hoe : “Rainay !” Ny vavaka maha-mpisorona Azy no nahazoana hevitra, avy ao anaty, an’ireo …
  6. 2751 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Farany, amin’io vavaka io no anambaràn’i Jesoa amintsika sy anomezany antsika ny “fahalalana” tsy azo sarahina momba ny Ray sy ny Zanaka [45] izay misterin’ny Fiainam-bavaka rahateo koa. FAMINTINANA
  7. 2752 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Mitaky ezaka sy tolona amin’ny tenantsika ihany sy amin’ny hafetsen’ny Mpaka fanahy ny vavaka. Ny tolom-bavaka dia tsy azo sarahina amin’ny “ adim-panahy ” ilaina hoenti-miasa andavanandro araka ny Fanahin’i Kristy: tahaka …
  8. 2753 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Amin’ny tolom-bavaka, ny tsy maintsy toherintsika dia ny fihevitra diso, ny toe-tsaina mahazatra samihafa, ny fahatsapana ny tsy fahombiazantsika. Ny tsara anoherana ireo fakam-panahy mampisy fisalasalana ny amin’ny ilàna na ny amin’ny …
  9. 2754 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Ny fahasarotana misongadina indrindra amin’ny fampiasam-bavaka, dia ny fihakahakahan-kevitra sy ny hamainan’ny fo. Amin’ny finoana, amin’ny fibebahan’ny fo sy amin’ny fiambenany no misy ny fanafodin’izany.
  10. 2755 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Fakam-panahy roa mpitranga matetika no mandrahona ny fivavahana : ny tsy fahampian’ny finoana sy ny fahalainana izay endriky ny harerahan-tsaina avy amin’ny fihenan’ny famolahan-tena na fiketrahan’ny sitrapo, ka mitondra ho amin’ny fahakiviana.
  11. 2756 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Ny fitokiana maha-zanaka no mandalo fitsapan-toetra rahefa heverintsika sy tsapantsika fa tsy hoe hoekena lalandava akory ny fivavahantsika. Mitaona antsika hanontany tena ny Evanjely ny amin’ny fifanarahan’ny fivavahantsika amin’ny fanirian’ny Fanahy.
  12. 2757 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa “ Mivavaha lalandava ” (1 Tes 5,17). Azo atao lalandava ny mivavaka. Filana eo amin’ny fiainana mihitsy izany. Tsy azo sarahina ny fivavahana sy ny fiainana kristianina.
  13. 2758 Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa, antsoina indrindra koa hoe “ vavaka maha-mpisorona ” [46] , no mamondrona ny fitantanana manontolo ny fahariana sy ny famonjena. Avy amin’io vavaka maha-mpisorona io no nipoiran’ny …
  14. 2759 Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” “Indray andro, tao amin’ny toerana iray, nivavaka i Jesoa. Rahefa nitsahatra Izy, dia hoy ny iray tamin’ireo mpianany nangataka Taminy : "Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay, tahaka ny nampianaran’i Joany ny mpianany"” …
  15. 2760 Ny vavaky ny Tompo : “Rainay!” Vetivety ihany ny fanao ara-litorzia dia namarana ny Vavaky ny Tompo tamin’ny tenim-boninahitra. Toy izao ny ao amin’ny Didaché : “Fa Anao ny hery sy ny voninahitra mandrakizay” [3] . Ny lalàm-panorenana …
  16. 2761 “Famintinana ny Evanjely manontolo” “Famintinana marina tokoa ny Evanjely manontolo ny Fivavahan’ny Tompontsika” [7] . “Tamin’ny nampitan’ny Tompo ho antsika io rijan-tenim-pivavahana io, dia nampiany hoe : “Mangataha, dia hahazo ianareo” (Jo 16,24). Ny tsirairay àry …
  17. 2762 I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra Taorian’ny nampisehoana hoe : ahoana no maha-sakafo fototry ny fivavahana kristianina ny Salamo ? sy ny maha-fihaonana izany ao amin’ny fangatahana amin’ny Rainay ? dia hoy i Md Augustin mamarana hoe : …
  18. 2763 I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra Ny Soratra Masina rehetra (ny Lalàna, ny Mpaminany ary ny Salamo), dia tanteraka ao amin’i Kristy [10] . Ny Evanjely io “Vaovao Mahafaly” io. Ny fanambaràna izany voalohany dia nofintinin’i Md Matio …
  19. 2764 I. Foiben’ny Soratra Masina rehetra Fitambaram-pampianaram-piainana ny toriteny teo an-Tendrombohitra, vavaka ny Fivavahan’ny Tompontsika, nefa samy anomezan’ny Fanahin’ny Tompo endrika vaovao ny faniriantsika, ireo hetsika ao anaty ireo izay mamelona ny fiainantsika. Nampianatra antsika tamin’ny teniny izany …
  20. 2765 II. “Vavaky ny Tompo” Ny fiteny mahazatra hoe : “Fivavahan’ny Tompo”, dia midika fa ny fivavahana amin’ny Raintsika dia nampianarina sy nomena antsika tamin’ny alalan’i Jesoa Tompo. Io vavaka izay azontsika avy tamin’i Jesoa io dia …