Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1881 I. Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona Ny fikambanana tsirairay no mamaritra ny momba azy amin’ny alalan’ny zava-kendreny, ary manaiky araka izany izay fitsipika manokana misy, nefa “ny olombelona ” no, sady tsy maintsy, ho foto-piandohana sy antom-panaovana ary …
  2. 1882 I. Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona Misy ireo endri-piaraha-monina sasantsasany, toy ny fianakaviana sy ny mpiray tanàna, no mifanandrify kokoa avy hatrany amin’ny toetra voa-Janahary maha-olombelona. Mila azy ireny tokoa ny fiaraha-monina. Mba hanampiana ny fandraisan’ny maro an’isa …
  3. 1883 I. Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona Mety hampidi-doza koa anefa ny fampifandraisana eo amin’ny fiaraha-monina ny tsirairay sy ny fikambanana isan-tokony. Raha be loatra ny firotsahan’ny Fanjakana an-tsehatra amin’izany dia mety handrahona ny fahafahan’ny tsirairay sy ny faharisihany …
  4. 1884 I. Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona Tsy sitrak’Andriamanitra ny mitazona ho Azy irery ny fampiasana ny fahefana rehetra. Nomeny ny voary tsirairay ireo anjara raharaha izay mety ho vitany araka ny herim-pahaizana amam-pahazoany manao avy amin’ny toetrany manokana …
  5. 1885 I. Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona Ny fitsipika fototry ny fifamenoana amam-pifanampiana dia manohitra ny endrika rehetra fitantanana ny vokatra sy ny harena manontolo ao amin’ny kitapo tokan’ny fanjakana. Izy no manoritra ny fetra azon’ny Fanjakana irotsahana. Ny …
  6. 1886 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Tena ilaina ny fiaraha-monina mba hanatanterahan’ny olombelona ny fiantsoan’Andriamanitra azy. Mba hahatratrarana io tanjona kendrena io, dia tsy maintsy hajaina ireo ambaratongan-tsoatoavina marina izay “mamehy ny lafiny ara-batana sy ara-pironan’ny nofo amin’ny …
  7. 1887 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Ny fampifoterana ny fomba amam-pitaovana amin’ny tanjona kendrena [10] , izay miafara amin’ny fanomezan-danja ho tanjom-piafaràna an’izay fomba amam-pitaovana fotsiny ahatongavana amin’izany, na amin’ny fiheverana ny olona ho toy ny fitaovana tsotr’izao …
  8. 1888 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Noho izany, ilaina ny mangata-bonjy amin’ny fampiasan’ny olona ireo herim-pahaizany ara-tsaina sy ara-môraly, sy ny mitaky lalandava ny fibebahany anaty , mba hahazoam-bokatra amin’ny fanovàna ny fiaraha-monina izay tokony hanampy azy tokoa. …
  9. 1889 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Ny olombelona, raha tsy misy ny fanampian’ny fahasoavana, dia tsy hahay “hamantatra ny sakelidalana, matetika tery, eo anelanelan’ny tsy fahasiana miady izay mamela ho amin’ny ratsy sy ny fanaovana an-keriny izay noheverina …
  10. 1890 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Misy fifanafahana marina amin’ny firaisan’ireo Olona Telo-Andriamanitra ny fihavanan’ny olombelona izay tsy maintsy haorin’izy ireo amin’ny samy izy ireo.
  11. 1891 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Mba hampivelatra ny olombelona araka ny toetrany voa-Janahary, dia mila ny fiainam-piaraha-monina izy. Misy ireo endri-piaraha-monina sasantsasany, toy ny fianakaviana sy ny mpiray tanàna, no mifanandrify kokoa avy hatrany amin’ny toetra voa-Janahary …
  12. 1892 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina “ Ny olombelona no, sady tsy maintsy, ho foto-piandohana sy antom-panaovana ary tanjom-piafaran’ny rafitra rehetra ajoro momba ny fiaraha-monina ” [14] .
  13. 1893 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Ilaina ny mampirisika ny olona handray anjara malalaka amin’ireny fikambanana miorina sy rafitra nofidìna ajoro ireny.
  14. 1894 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina .Araka ny fitsipika fototry ny fifamenoana amam-pifanampiana, na ny Fanjakana na ny iray amin’izay seha-pikambanana midadasika bebe kokoa, dia tsy misy mahazo misolo toerana ny olona tsirairay sy ny vondrona mpanelanelana, amin’ny …
  15. 1895 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Manana adidy hampandroso ny fampiasana ny hatsaram-panahy ny fiaraha-monina, fa tsy ho vato misakana izany. Ireo ambaratongan-tsoatoavina marina no tokony hitsilo ny saina amin’izany.
  16. 1896 II. Ny fibebahana sy ny fiaraha-monina Amin’ny toerana izay hanimban’ny fahotana ny toe-javatra iainan’ny fiaraha-monina, dia ilaina ny mangata-bonjy ho amin’ny fibebahan’ny fo sy ho amin’ny fahasoavan’Andriamanitra. Ny fitiavana no manosika ho amin’ ny fanavaozan-toetra tena izy. Tsy …
  17. 1897 I. Ny fahefana mifehy “Tsy hilamina sy tsy hahavokatra ny fiainan’ny mpiara-monina raha tsy misy olona omena fahefana ara-dalàna ka hiantoka ny fiarovana ny lalàna fototra ary hiahy, amin’ny fepetra ampy, ny soa iombonana” [16] . …
  18. 1898 I. Ny fahefana mifehy Ny fikambanan’olona rehetra dia mila fahefana mifehy azy [17] . Ao amin’ny toetra voa-Janahary maha-olombelona no misy ny fototry ny fahefana mifehy. Ilaina amin’ny fampiraisana ny mpiray tanàna izy. Ny anjara asany …
  19. 1899 I. Ny fahefana mifehy Avy amin’Andriamanitra no ipoiran’ny fahefana mifehy takìn’ny lalàm-pitondran-tena : “Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny manam-pahefana ara-dalàna mampiasa fahefana, satria tsy misy fahefana tsy avy amin’ Andriamanitra, ary ny fahefana rehetra …
  20. 1900 I. Ny fahefana mifehy Ny adidim-panekena no manery ny rehetra hanome voninahitra ny manam-pahefana araka izay tokony hatao aminy, hanome haja, ary araka ny mahamendri-balisoa azy ireo, hanome fankasitrahana sy haneho fitiavana ny olona izay miandraiki-draharaha …