Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1961
II . Ny Lalàna taloha
Andriamanitra, ilay Mpahary antsika sy Mpanavotra antsika, dia nifidy an’i Israely ho vahoakany sy nanambara taminy ny Lalànany, sady nanomana tamin’izany ny fahatongavan’i Kristy. Fahamarinana maro takatry ny saina amin’izao fotsiny no …
→
-
1962
II . Ny Lalàna taloha
Ny Lalàna taloha no toetra voalohany ny lalàna nambara. Voafintina ao amin’ny didy folo ireo baikony ara-môraly. Ireo baikon’ny Didy folo no mametraka ny fototry ny fiantsoana ny olombelona, natao mitovy endrika …
→
-
1963
II . Ny Lalàna taloha
Araka ny lovam-panahy kristianina, ny Lalàna masina [12] , ara-panahy [13] sy tsara [14] dia tsy mbola lavorary. Toy ny mpanabe ny lalàna [15] , izay mampiseho ny tsy maintsy hatao, fa …
→
-
1964
II . Ny Lalàna taloha
Fanomanana ny Evanjely ny Lalàna taloha. “Faminaniana sy fampianarana ny zava-misy hoavy ny Lalàna” [17] . Maminany sy manambara mialoha ny tsanganasam-panafahana amin’ny fahotana izy, izay hotanteraka amin’ny alalan’i Kristy ; manome …
→
-
1965
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely no fahalavorariana ety an-tany ny Lalànan’Andriamanitra, voa-Janahary sy nambara. Tsanganasan’i Kristy sy voambara manokana tamin’ny toriteny teo an-Tendrombohitra izy. Tsanganasan’ny Fanahy Masina koa izy, ary, amin’ny …
→
-
1966
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao no fahasoavan’ny Fanahy Masina noraisin’ny mpino tamin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy. Miasa amin’ny alalan’ny fitiavana ny Lalàna vaovao ; mampiasa ny toritenin’ny Tompo izy mba hampianarana antsika izay tsy …
→
-
1967
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely no “manatanteraka” [21] , manadio, mihoatra ary mitondra ho amin’ny fahalavorariany ny Lalàna taloha. Ao amin’ireo hasambarana no tanterahiny ireo fampanantenan’ Andriamanitra, amin’ny fanandratana an’ireo sy amin’ny fandrindrana an’ireo …
→
-
1968
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely no manatanteraka ny baikon’ ny Lalàna. Ny toritenin’ny Tompo, lavitra ny hanafoana na hanamaivan-danja ny fitsipika ara-môraly avy amin’ny Lalàna taloha, no mamoaka avy amin’izany ny fisiana an’eritreritra miafina …
→
-
1969
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Manao asam-pivavahana ny Lalàna vaovao : ny fiantrana, ny fivavahana ary ny fifadian-kanina, amin’ny fandrindrana an’ireo amin’ny “Ray izay mahita ao amin’ny miafina”, mifanohitra amin’ny faniriana “ho hitan’ny olona” [25] . Ny …
→
-
1970
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely dia misy safidy hentitra eo amin’ny “lalana roa” [27] sy ny fampiharana ny tenin’ny Tompo [28] ; fintininy amin’ny fitsipika volamena izany : “Koa amin’izany, izay rehetra tianareo hataon’ny …
→
-
1971
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Mety ny mampifandray ny katesezy môraly ao amin’ny fampianaran’ny apôstôly , tahaka ny ao amin’ny Rôm 12-15; 1 Kôr 12-13; Kôl 3-4; Efez 4-6; sns., amin’ny toritenin’ny Tompo. Izany fitambaram-pampianarana izany no …
→
-
1972
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao dia antsoina hoe lalàm-pitiavana , satria izy no mampiasa amin’ny alalan’ny fitiavana izay arotsaky ny Fanahy Masina fa tsy amin’ny alalan’ny tahotra ; lalàm-pahasoavana , satria izy no manome …
→
-
1973
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ankoatra ireo didy amin’ny Lalàna vaovao, dia misy koa ireo torohevitry ny Evanjely avy aminy. Ny fanavahan’ny lovam-pampianarana ireo didin’ Andriamanitra amin’ireo torohevitry ny Evanjely, dia miorina amin’ny fitiavana, izay fahalavorarian’ny fiainana …
→
-
1974
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ireo torohevitry ny Evanjely dia maneho ny fahatanterahana amin-kery ny fitiavana tsy mety afa-po na oviana na oviana raha tsy mahafoy bebe kokoa lalandava. Izy ireo no manamarina ny ezaka ataony sy …
→
-
1975
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Araka ny Soratra Masina, ny Lalàna no fampianaran’ny maha-ray an’ Andriamanitra izay mandidy ny olombelona hanaraka ny lalana mitondra amin’ny hasambarana nampanantenaina sy mandrara tsy hizotra amin’ny lalan’ny faharatsiana.
→
-
1976
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
“ Ny lalàna no fandaminan’ny saina ho amin’ny soa iombonana, avoakan’ ilay izay miadidy fikambanana ” [37] .
→
-
1977
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
I Kristy no anton’ny lalàna [38] , Izy irery no mampianatra sy manome ny fahamarinan’Andriamanitra.
→
-
1978
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny lalàna voa-Janahary dia fandraisan’ny olombelona anjara amin’ny fahendrena sy ny hatsaram-pon’Andriamanitra, noho izy natao mitovy endrika amin’ilay Mpahary azy. Ny lalàna voa-Janahary no maneho ny fahamendrehan’ny olombelona, ary manorina ny fototry …
→
-
1979
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Tsy miovaova ny lalàna voa-Janahary, ary maharitra eny am-pamakivakiana ny tantara. Mijanona ho manan-kery amin’ny maha-fitsipika azy, ireo fitsipika izay mampiseho ny lalàna voa-Janahary. Fototra ilaina amin’ny fanorenana ny fitsipika ara-môraly sy …
→
-
1980
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna taloha no toetra voalohany ny lalàna nambara. Voafintina ao amin’ny didy folo ny baikony ara-môraly.
→